Actualités

Ady amin’ny kolikoly Mbola misy ny lesoka goavana


  • Talata 18 Novambra 2014

Mbola misy ny lesoka goavana tsy maintsy arenina , hoy ny talem-paritry ny BIANCO eto Antananarivo mahakasika ny ady atao amin’ny kolikoly nandritra izay folo taona nisiany izay

Niaiky ny tenany fa maivana loatra ny sazy hampiharina amin’ireo olona tratra manao kolikoly, zary lasa goragora ny fampiharana ny lalàna, hoy ny tenany. Tsy tokony hisy ny fanavahana saranga sy fanaovana mizana tsindrin’ila eo amin’ny fampiharana ny sazy omena ireo olona tratra manao kolikoly. Matetika dia ireo madinika hatrany no tena mizaka ny mafy rehefa tratra manao izany kolikoly izany fa ireo lazaina fa olo maventy dia miala maina foana. Araka izany dia hisy ny fidinana ifotony ataon’ny avy eo anivon’ny birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly hijerena sy handrafetana ny politikam-panjakana vaovao entina miady amin’izany kolikoly izany mandritra ny folo taona manaraka.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT