Actualités

Ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro Mila vola hatrany amin’ny 100 miliara dolara ny firenena maneran-tany


  • Alarobia 04 Febroary 2015

Mbola olana iraisan’ny firenena rehetra maneran-tany amin’izao ny fiovaovan’ny toetr’andro. Tato anatin’ny folo taona izao dia ny fidinan’ny haavon’ny ranomasina no tena olana antony mahatonga ireo faritra sasany toa an’i Morondava sy Toliara ho dibo-drano rehefa avy ny orana..

Toraka izany ihany koa ny fahamaizan’ny hazo ankoatra ny zava-maitso hanin’ny biby. Vokany, midina tsy fidiny ny vokatra miakatra antony mampiakatra ny vidin’entana eny an-tsena. Tsy lazaina intsony ny toe-pahasalaman’ny mponina…Manoloana izany dia tsy mitsahatra mikatsaka paikady ho enti-miady amin’izany ireo teknisiana maro samihafa eto amintsika ka anisan’ireny ny fivoriana izay notanterahin’izy ireo omaly tetsy amin’ny Carlton Anosy niaraka tamin’ny FFE. Fantatra tamin’izany fa na dia betsaka aza ny ezaka tokony hatao dia tsy ampy ny vola. Manodidina ny 100 miliara dolara mantsy no ilaina amin’izany vao hivaha tanteraka ny olana.

Pati

Legende : Izy no Rabeatoandro Marcellin, sekretera jeneraly eo anivon’ny ministeran’ny tontolo iainanana nitafa tamin’ny mpanao gazety omaly  !

Sary Nofy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT