Actualités

Ady amin’ny asan-jiolahy Nohamafisina ny fisavana scooter


  • Talata 18 Aprily 2017

Nanao hetsika manokana fisavana ireo moto tao Toamasina ny polisim-pirenena notarihan’ny tale iraisam-paritra ny kaomisera Rakototiana Laubel Valisoa.

 

 

 Ny fampihenana ny fanafihana mitam-piadiana ataon’ireo jiolahy amin’ny alalan’ny fitaingenana moto izay nifanesy tao ho ao tao an-tampon-tanànan’i Toamasina no tena antony. Olona telo sahady no azo ary ny iray dia tratra teo am-pidorohana rongony tamina toeram-pisotroana iray tao Mangarano. Fanamby goavana napetraky ny tale iraisam-paritra ny filaminam-bahoaka ny hamerina amin’ny laoniny ny lafiny fahaleman’ny tanàna sy hampihena na hanafoana mihitsy ny fanendahana sy ny fidorohana rongony ary ny vaky trano satria efa andraikitr’izy ireo ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany.

Nangonin’i Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT