Actualités

Adin’ny Amerikanina sy Iranianina Homba an’iza i Madagasikara?


  • Alatsinainy 06 Janoary 2020

Isan’ny niteraka resabe teto amin’ny firenena tamin’ny taon-dasa ny nanaovan’ny filoham-pirenena Malagasy, Andry Rajoelina,

 

 

 

fanambarana fa manohana ny lehiben’ny revolisionista tao Venezoela, Juan Guaido, ny tenany manoloana ny tolona ataon’ireto farany. Raha tsiahivina dia nitaky ny fialan’ny filoha am-perinasa ao an-toerana, Nicolas Maduro, ny revolisionina notarihiny ity mpikomy ity tamin’izay fotoana izay. Isan’ny malaza maneran-tany mihitsy fa tsy eto amintsika ihany indray ankehitriny ity ady hifanandrinan’ny Amerikanina amin’ny Iranianina ity ary maro ireo efa manahy fa lalana mizotra any amin’ny ady lehibe fahatelo izany. Isan’ny fanontaniana mipetraka ankehitriny ny hoe raha sanatria tokoa ary ho tonga amin’izany io raharaha io dia hampanohanan’ny filoha an’iza indray i Madagasikara? Hitodika mankaiza isika, hoy ry zareo mpikirakira tambazotran-tserasera izay.Sa hody fanina sy tsy momba ny atsy na ny aroa ?

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT