Actualités

29 MARTSA 1947


  • Alarobia 20 Martsa 2019

9 andro mialohan’ny fahatsiarovana ny datin’ny 29 martsa 1947 dia mbola mangingina hatreto ny fanomankomanana izany.

Ity daty ity moa no natao ahatsiarovana ireo bekotro maro holatra izay voalaza ho tia tanindrazana sy nitolona ho an’ny fahafahan’ny Malagasy teo ambany vahoan’ny mpanjanatany frantsay tamin’ny fotoan’androny.

 

FANENDAHANA

 

Ny ratsy tsy kely lalana, hoy ny fitenenana, satria na dia miodina manao fanarahamaso eny rehetra eny aza amin’izao fotoana izao ireo mpitandro filaminana eto an-drenivohitra dia mbola maro ihany ireo mitaraina ho voahendaka ao anaty tambazotran-tserasera ao. Araka ny fanazavan’ny iray tamin’ireo lasibatra dia mody manenjika anao miaraka amina 40.000 ariary ireo olon-dratsy ary mody manontany anao raha nanary ireo vola. Amin’iny ianao no mitamatama dia lavon’ny fandraikiraikeny eo, hoy ny fitantarana.

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT