• Talata 14 Janoary 2020
Toekarena.Teknolojia vaovao sy avo lenta Hitarafana ny fandrosoan’ny firenena ny fampiasana azy

Amin’izao andron’ny fanatontoloana izao dia tsy azo ihodivirana intsony ny fironana anatin’ny tontolon’ny informatika sy ny teknolojia vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Janoary 2020
Toekarena.Tsena iraisampirenena Nihena ny vidin-tsolika

Nahitana fidinana ny vidin-tsolika, tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo, teo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Nihena 0,6% hatramin’ny 0,9% izany amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2020
Toekarena.Tetikasa Fihariana Miara-miasa akaiky amin’ny minisiteran’ny indostria sy fambolena

Fanaovan-tsonia fiaraha-miasa roa sosona no notanterahana omaly teo anivon'ny programa nasionaly Fihariana. Anisan’izany ny niarahana tamin’ny minisiteran'ny fambolena,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2020
Toekarena.Fandraharahana amin’ny fambolena Maro ny olana tsy mahatafavoaka an’i Madagasikara

Manome 40% amin’ny harinkarena faobe (PIB) ny sehatra Fambolena-fiompiana ary jono izay hiainan’ny 80%-n’ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2020
Toekarena.Tahan’ny fahantrana eto Madagasikara Misanda 2 tapitrisa dolara ny fanadihadiana

Hanomboka amin’io herinandro ho avy io ny fanadihadiana hotanterahin’ny Ivontoeram-pirenena momba ny antontan’isa na ny Instat mahakasika ny fahantrana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2020
Toekarena.Fanarenana ny JIRAMA Efa mba misy paikady mazava tsara ve ?

Faritra maro teto Madagasikara no niaina tao anaty haizina taorian’ ny fetin’ ny faran’ ny taona. Ora maro ho an’ ny sasany, andro kosa ho an’ ny hafa.

Hamaky ny tohiny
FTT