• Alarobia 23 Oktobra 2024
Sport.Hoavin’ny baolina kitra malagasy Mampanahy tanteraka !

Ny federasionina malagasin’ny baolina kitra na FMF moa io nangina tanteraka taorian’ny tsy fahombiazan’ny ekipam-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Oktobra 2024
Barea 2019 mbola voaantso. Rayan Raveloson sisa nisy ho jerena

Rayan Raveloson, izay milalao ao amin’ny AJ Auxerre, divizionina voalohany ao Frantsa,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Oktobra 2024
Lentan’ny Barea 2018 sy 2024. Mifanalavitra be ny elanelana

Azo lazaina ho naman’ny efa natao veloma aloha izany iny tompondakan’i Afrika ho atao atsy Maraoka na CAN 2025

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Oktobra 2024
Barea hanao « mondial 2026». Nofy raha tsy misy fanovam-pitantanana faran’izay haingana

Nofy lalina ny hoe Barea hanao «Mondial» Laharana voalohany vonjimaika amin’izao fotoana izao i Kaomoro,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Oktobra 2024
Baolina kitra Malagasy. Vizana nanaraka ny fiainam-pirenena, simban’ny politika…

Mandohalika tanteraka ny baolina kitra Malagasy hatreto, ary karazan’ny mijanona ho nofinofy ny hiakarana indray

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Oktobra 2024
Madagasikara≠Gambie. Ady mafy saingy miandrandra fandresena ny Malagasy

Anio 11 oktobra amin’ny 5 ora hariva ora Malagasy no hiakatra an-kianja any Casablanca Maroc,

Hamaky ny tohiny
FTT