Sport

Baolina kitra vehivavy Nahazoam-bokatra ny andro faha-2


  • Alakamisy 09 Mey 2019

Nahazoam-bokatra indray ny andro faha-2 amin’ny fifaninanana DEFF 3 2018 “dingana faha-3 amin’ny Diviziona Elite vehivavy”

 

 

 notontosaina teny amin’ny kianjan’i Carion omaly alarobia 08  mey 2019 : Som Boeny 2 – 0 Ascuf M/Ambony ; Asot A/Manga 3 – 0 Fc Prescoi Vaknà ; Ac Sab Nam A/Manga 4 – 0 As Comato A/Andrefana ; Askam Itasy (3) 1 – 1 (0) Mifa A/Manga.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT