• Alakamisy 21 Aogositra 2025
Marim-pankasitrahana ho an’ny Barea CHAN. Miteraka adihevitra ilay hoe an’ny FMF ny 40%

Vola be mitentina 52,8 tapitrisa ariary no azon’ny mpilalao tsirairay eo anivon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aogositra 2025
Fifanintsanan’ny « Mondial 2026 ». Maratra, tsy afaka ho any Maroc i Jean Harisson Marcellin

Tsy ho isan’ireo mpilalao afaka handrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy na ny Barea

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2025
Baolina kitra – JSEM Tournement. «Zava-dehibe ny fifanohanan’ny samy malagasy»

Nanokatra ny fankalàzana ny faha 5 taona nijoroany tetsy amin’ny kianjan’i Betongolo ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2025
Loïc Lapoussin. Tsy milamina sahady koa ny fiarahana amin’ny Saint-Trond VV

Taorian’ny nialany tao Frantsa rehefa niara-nilalao nandritry ny 2 taona

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2025
Barean’i Madagasikara. Maratra i Mathieu Acapandié

Naha tretrika ny naheno ny fidiran’ilay vodilaharana malagasy, Mathieu Acapandié, 20 taona,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Aogositra 2025
Tafita amin’ny ¼-dalan’ny CHAN 2025. Efa mahazo 2 miliara Ar ny Barea, 15,5 miliara raha mibata ny amboara

Tafita amin’ny ampahefa-dàlan’ny CHAN 2025 ny Barean’i Madagasikara na mafy aza

Hamaky ny tohiny
FTT