• Zoma 08 Aogositra 2025
Fanomanan-tenan’ny Paris FC. Miha tafiditra hatrany i El Hadary Raheriniaina

2 noho 2 no isa nisarahan’ny ekipan’ny Paris FC sy ny fiombonan’ireo mpilalao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aogositra 2025
CHAN 2025. Nahazo isa iray ny Barea na nilalao folo aza

Ady sahala 0-0, io no nisaharan’ny Barean’i Madagasikara sy ny Mourabitounes

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aogositra 2025
Sandro Trémoulet. Hilalao any Serbia

Rehefa tsy nanana klioba nandritry ny 7 volana dia fantatra ankehitriny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2025
Kitra anaty trano - "Ma- Hery Futsal 2025". Hotolorana 2 000 000 Ariary ny voalohany

Tsy mivaona amin'ny fotokeviny dia ny famolavolàna ny tanora ho olompirenena

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2025
Taranja Echec. Hitory ny Federasionina ny ligin’Analamanga

Misy tsy milamina eo anivon’ny ligin’Analamanga eo amin’ny taranja

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2025
« Pré-saison » an’ny Ligue 1. Manomboka tafiditra i El Hadary ao anatin’ny Paris FC

Azo eritreretina ny hahita mpilalao Malagasy ao anatin’ny fifaninan’ny Ligue 1 any Frantsa

Hamaky ny tohiny
FTT