Barea

Mila ezaka ny mpiandry harato


  • Alarobia 06 Septambra 2023

Mety mahasolo an'i Dadafara koa ve i Gianni izay mpilalao U19 amjn'ny US Torcy?

Ny mety hiseho dia ny ampidirana ireo zandry kely ireo izay tena ilaina atsy ho atsy. Fa na izany aloha dia tsara ilay fanapahan-kevitra. Mitodika any amin'i Bernardin ilay mpanazatra ny mpiandry tsatokazo indray ny mason'ny rehetra satria izy no tokony hanitsy an'i Nina amin'ny resaka fivoahana ireny. Manontany tena koa mantsy ny maro hoe angaha tsy nety no nataon'i Fabrice mpilalaon'ny Fosa, nanoloana ny Club M Maorisy no dia tsy nantsoina izy nefa i Melvin Adrien izay mpilalan'ny Thonon Gaillard izay klioban'ny diviziona fahaefatra any Frantsa aza mbola ao. Misy tsy milamina ao ary izat koa no mahatonga ny olona hajontany hoe maninona no tsy omena an'i Popaul Razafindralambo koa ny andraikitry ny mpanazatra ny mpiandry tsatokazo.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT