Sosialy

Mpampianatra nitokona Miha miverina mampianatra


  • Alakamisy 16 Janoary 2020

Tao aorian’ireo mpampianatry ny lisea maoderina Ampefiloha na LMA, izay nanapa-kevitra ny hampianatra nanomboka ny alatsinainy teo ary nanamafy ny fanazavan’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena sy ny fanofanana arak’asa fa

 

 

fanomezana ireo “Panier garnie” fa tsy noterena omena dia nanatontosa fanambarana iombonana ihany koa ny talata ireo solontenan’ny mpampianatry ny EPP anaty boriborintany 6 eto Antananarivo. Mpampianatra miisa 93 no nisolotena ireo izay resy lahatra ny hampianatra ary nanao antsoavo ihany koa ireo izay tsy mbola resy lahatra amin’izany tetsy amin’ny EPP Soarano. Isan’ny fanazavana nentin’ireto mpampianatra ireto moa ny hoe efa mafy no niainan’ireo mpianatra tamin’iny taona 2018 – 2019 iny ka heverina fa tsy mendrika azy ireo intsony ny mbola hiaina ny mafy noho ireny. Miantso ny feon’ny fieritreretan’ireo mpampianatra mbola misalasala, araka izany, ireto mpampianatra vonona hampianatra ireto, hoy hatrany ny fanambaran’izy ireo. Hita ho efa miverina tsikelikely ihany koa izay fampianarana izay ho an’ny Lisea Nanisana sy ny lisea teknika Ampasampito, raha ny hita omaly.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT