• Alarobia 21 Jolay 2021
Sosialy.Lita Rabenintsara “Mamboly vary aho izao”

Mamboly vary aho izao, hoy ny filohan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa na RNDC, Lita Rabenintsara, tamin’ny antso an-tariby natao taminy. Vao nijinja vary aho ny volana jona, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jolay 2021
Sosialy.MCI – vidim-piainana “Maniry toy ny anana ny mpijirika”

Tao anatin’ny 4 volana nisesy, ankoatry ny tao aorian’ilay “operation vidin’entana” izay tsy nahomby niarahana tamin’ny minisitera tompon’andraikitra dia mbola gaga sy talanjona izahay

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jolay 2021
Sosialy.CFP ALTHERA Miarinarivo Nankasitraka ny Antoko Tia Tanindrazana

Naneho am-pifaliana ny fisaorana avy amin’izy ireo ny Mpitantana ao amin’ny CFP ALTHERA «Service-Info» ao Miarinarivo tarihin’ny Tale Atoa Ranarison Therre Alphonse,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Jolay 2021
Sosialy.Fianarantsoa Maty naolan'ny raikeliny ilay zazavavy kely 8 taona

Zazavavy kely iray vao 8 taona monja antsoina hoe : Andoniaina Stephanie monina ao Fianarantsoa no namoy ny ainy tsy fidiny rehefa naolan’ny raikeliny afak’omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Jolay 2021
Sosialy.Fandaminana ny tsena Anatihazo Isotry Tsy vahaolana ny fanisahana mpivarotra

Raha mbola ny fanisahana mpivarotra no eritreretin’ny kaominina atao, hoy ny sefo fokontany etsy Anatihazo Isotry, Jacky Ravaloson, dia tsy vahaolana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Jolay 2021
Sosialy.Orinasam-panjakana SPM Tsy hita izay tena asany 2 taona latsaka aty aoriana

Tany amin’ny volana novambra 2019 no nankatoavana teo anivon’ny filankevitry ny minisitra ny fananganana ny orinasam-panjakana SPM (State Procurement of Madagascar)

Hamaky ny tohiny
FTT