Sosialy

Fianarantsoa Maty naolan'ny raikeliny ilay zazavavy kely 8 taona


  • Alakamisy 15 Jolay 2021

Zazavavy kely iray vao 8 taona monja antsoina hoe : Andoniaina Stephanie monina ao Fianarantsoa no namoy ny ainy tsy fidiny rehefa naolan’ny raikeliny afak’omaly.

 Mbola nividy sakafo hariva ,sady natsaka rano tamin’ny toerana lavidavitra ny renin’ity zaza ity nandritra izany. Tsy niresaka tamin-dReniny ilay zaza nandritra ny alina manontolo . Tsy nijanona nikàkà anefa izy nandritra izany izay efa nahatratra in-telo. Namoha ilay raikeliny ratsy fanahy ilay reniny nandritra izany saingy tsy taitra ity voalohany. Tsy niandry ela anefa fa nony atoandro dia namoy ny ainy ilay zaza. Nivoaka rà ny fivaviany sy ny vavany sy ny orony nandritra izany. Hita tao an-trano koa ny “drap” nisy rà sy kaka nivoaka nandritra ny fanolanana.Vao naheno io vaovao io ny polisy eo Ampasambazaha tarihin’ny Kaomisera Rasolondrazana Justin dia nidina tany an-toerana nisambotra ilay nahavanon-doza.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT