- Talata 06 Jolay 2021
Sosialy.Paul Rabary “Tokony ampitomboina avo roa heny ny sazin’ny mpanolana”
Rivotra mitsoka avy any am-pitan-dranomasina ny LGBT ary samihafa amin’ny resaka fanolanana izay mirongatra eto ankehitriny koa izany, hoy ny fanazavan’ny mpahaifiarahamonina, Paul Rabary.
Hamaky ny tohiny
