• Alatsinainy 11 Oktobra 2021
Sosialy.Farafangana Trano 1080 may kila , olona 1 maty

Olona iray no namoy ny ainy, trano 1080 no may sy rava vokatry ny haitrano tao amin’ny Fokontany Mahafasa Atsimo sy Mahafasa Andrefana, Kaominina Farafangana ny alin’ny zoma hifoha sabotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Oktobra 2021
Sosialy.Karama 7 volana tsy voaray Mitokona ireo mpandanja fiara

Raikitra ny fitokonana fanairan’ireo mpiasa amin’ny “station de pésage” na toerana fandanjana fiara miisa 7 eny amin’ny làlam-pirenena, izay mitaky ny fandoavana ny karama 7 volana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Oktobra 2021
Sosialy.Asa mendrika sy maharitra Mbola lavitra izany i Madagasikara

Nankalaza ny andro maneran-tany ho an’ny asa mendrika sy asa maharitra tetsy amin’ny biraony etsy Anjanahary omaly ny avy eo anivon’ny Firaisamben’ny sendika Malagasy revolisionera na FISEMARE.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2021
Sosialy.Vohipeno Mamelon-janaka irery ny 10%n’ireo renim-pianakaviana

Iray amin’ireo andraikitra hihantsorohan’ny Fanjakana foibe amin’ny alalan’ny fandaharanasa vatsin’ankohonana ihany koa ny fanohanana ny Reny sy ny zaza amin’ny alalan’ny tantsoroka maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2021
Sosialy.Kaominin’i Betafo Hanomboka ny tetikasa goavana fambolena « soja »

Miezaka ary manao ny ainy tsy ho zavatra ny ben’ny tanànan’i Betafo Atoa Livasoa Randriatahinamalala, ka mitady ireo fomba rehetra ahafahana mitondra fampandrosoana amin’ny sehatra maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2021
Sosialy.Nanomboka ny janoary no ho nankaty Miisa 4 tapitrisa ireo Malagasy lasa nahantra

Ny taona 2011 ny antoko politika Humaniste écologiste na HE Mada no nanoratra ny boky mitondra ny lohateny hoe “Crise interminable”,

Hamaky ny tohiny
FTT