Sosialy

Fidangan’ny vidim-piainana “Tsy mitombona ny hoe tsy azo ialana”


  • Alatsinainy 18 Jolay 2022

Misy ny miteny hoe izao fidangan'ny vidim-piainana izao dia tsy azo ialana satria vokatry ny ady eo amin'ny Rosia sy Okrainina,

hoy ny sekretera jeneralin’ny holafitry ny mpanao gazety teo aloha, izay sady mpamakafaka ihany koa, Miary Rasolofoarijaona. Tadidio, hoy izy, fa politika no nahatonga io ady io ary fanapahan-kevitra politika no mahatonga an'i Eoropa mizaka ny mafy amin'izao fotoana. Ilay sazy natao ho an'i Rosia no nahatonga izao fa izy ireo misy tanjona tratrarina. Isika kosa ahoana? Inona no fanapahan-kevitra politika noraisin'ny mpitondra? Tena asan'ny politika ny mitady vahaolana amin'izao zava-misy izao. Tsy mitombina ary tsy azo raisina ilay hoe tsy azo ialana, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT