Sosialy

Kojakojan-tokantrano Misy ireo amin’ny vidiny mirary kanefa tsara


  • Talata 25 Aprily 2023

Rehefa manakaiky toy izao ny volana May ankatoky ny fetin’ny fahaleovantena dia maro ireo te-hanavao ny ao an - tokantrano ao.

Hanampy ny daholobe amin' izany, ny tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ny ao amin’ny Bazary be Toamasina. Mitohy ny fihenam-bidy omen’izy ireo ny mpanjifa amin’ny fahitalavitra fisaka hisense sy jeyoo sasantsasany izay samy misy antoka 1 taona avokoa. Hisokatra manokana ny magazain’izy ireo noho izany amin’ny datin’ny 01 May ho avy izao. Ankoatra izay moa dia fantatra fa vao nahatonga entana lohalaharana amin' ny kalitao, amin' ny vidiny mirary izy ireo. Anisan’izany ny réfrigérateur izay mitazona ny hatsiaka 135 ora aorian’ ny delestazy, Laser Tv 100 pouces, ny synthétiseur, ny mini radio baffle bluetooth solaire, ny panneaux solaires mono sy polychristalline, ny table de mixage, …
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT