• Alarobia 08 Janoary 2020
Politique.Fifidianana teto Antananarivo Renivohitra Hotsaraina anio ny raharahan’ady

Herintaona katroka anio alarobia 8 janoary no nanambaran’ny HCC na ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny valim-pifidianana ofisialin’ny fifidianana filoha fihodinana faharoa fa lany ho filoham-pirenen’ny Repoblikan’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Janoary 2020
Politique.Hetsiky ny olom-pirenena miady amin’ny hala-bato Mampiomana ny vahoakan’Antananarivo

Eo am-piandrasana ny voka-pifidianana avoakan’ny tribonaly misahana ny ady amin’ny fanjakana isika izao, hoy ny mpitari-tolonaeo anivon’ny hetsiky ny olom-pirenena miady amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Janoary 2020
Politique.Fampandrosoana an’i Madagasikara Tena mbola ilana famatsiam-bola avy any ivelany

Mbola marefo i Madagasikara amin’ny lafiny ara-toekarena ary tena mbola miankin-doha amin’ny fanampiana avy any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Janoary 2020
Politique.Fitiavan-tanindrazana Mila alain-tahaka ny Amerikana

Na inona na inona tsy fitiavan’ny Amerikana sasany ny filohany Donald Trump dia hita ny firaisankina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Janoary 2020
Politique.Maka Alphonse « Tsy mahazaka krizy intsony ity firenena ity »

Niaraha-nahita ireo fihetsiketsehana namaranana ny taona. Tao ny ara-politika. Tao ny sendikaly ary tao ny sosialy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Janoary 2020
Politique.Vahoaka Malagasy Mila fifohazam-panahy goavana

300 mahery kely ankehitriny ny antokom-pivavahana, azo antsoina ihany koa hoe Fiangonana nahazo alalana hijoro sy hiasa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT