• Alatsinainy 13 Janoary 2020
Politique.Antoko Politika UNDD Maika ny fampidinana ny vidim-piainana

Nifampiarahaba tamin’ny fahatrarana ny taona 2020 ny tetsy amin’ny Villa Elisabeth Ivandry ny antoko politika UNDD omaly alahady.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2020
Politique.Mpanao politika sy ny mpanao gazety Hifandona amin’ny lalao baolina kitra

Hotanterahina ny 26 janoary ho avy izao indray eny amin’ny kianjan’ny Elgeco plus eny amin’ny By-pass ilay lalao ara-pirahalahiana sy hanehoana ny firaisankina eo amin’ny samy mpanao gazety sy ny mpanao politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2020
Politique.Kaominina Ambalavao atsimo Vonona hiasa miaraka amin’ny rehetra ny Ben’ny tanana

Mbola lany ho Ben’ny tanànan’ny kaominina Ambalavao atsimo, distrikan’Antananarivo Atsimondrano hatrany Razanamahefa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2020
Politique.Hoso-pifidianana sy hala-bato Hampiakatra ny raharaha ny mpanohitra

Fangatahana ny fanafoanana ny fifidianana kaominaly natao teto Antananarivo sy fanafoanana ny vato azon’ny kandida ho ben’ny tanàna natolotry ny vondrona politika teto Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2020
Politique.Antananarivo Hivoaka anio ny voka-pifidianana ofisialy

Hivoaka amin’ny fomba ofisialy anio zoma 10 janoary amin’ny 10ora eny amin’ny Tribonaly misahana ny ady amin’ny fanjakana ny valim-pifidianana teto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2020
Politique.Nampiaka-peo Ravalomanana “Hijoro isika fa tsy rariny intsony izao”

Nivoaka tao anatin’ny fahanginany ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana sady mpitarika ny Rodoben’ny mpanohitra, taorian’ny didim-pitsarana momba ny fifidianana. Miharihary ny tsy fanajana ny fahamarinana.

Hamaky ny tohiny
FTT