• Alakamisy 16 Janoary 2020
Politique.Famerenana ny fifidianana ao Faratsiho Mitaky ny hamoahana ny marina aloha ny vahoaka

Haverina ny fifidianana Ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina sy distrikan’i Faratsiho.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Janoary 2020
Politique.Fampandrosoana isam-paritra Miala any indray ny “Zones d’émergence”

Omaly no neken’ny Filankevitry ny Minisitra ny fifanarahana teo amin’ny Banky Foiben’i Madagasikara sy ny Ministeran’ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Janoary 2020
Politique.Antananarivo renivohitra Hotanterahana rahampitso ny famindram-pahefana

Hotanterahina rahampitso alakamisy 16 janoary amin’ny 10ora maraina etsy amin’ny Parvis Analakely ny lanonana fifamindram-pahefana eo amin’ny ben’ny tanàna teo aloha Rtoa Lalao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Janoary 2020
Politique.TAMAMI Tsy afa-miala amin’ny krizy politika ny praiminisitra Ntsay

Mila olona mahitsy sy mazava ny firenentsika, hoy ny antoko “TAnora MAlagasy MIroso”tarihin’ny filoha nasionaliny Atoa Samihary Floriot omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Janoary 2020
Politique.Governemanta Minisitra 8 no hotazonina…

Ho feno herintaona katroka amin’ny 24 janoary izao ny nitsanganan’ny governemanta voalohany tato anatin’ny fanjakana Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Janoary 2020
Politique.AVI Hanao fihaonam-be nasionaly

Antoko efa nangina nefa manohana ny fitondram-panjakana ny antoko AVI (Asa Vita no Ifampitsarana)

Hamaky ny tohiny
FTT