- Alatsinainy 24 Febroary 2020
Politique.RADO RAMPARAOELINA Tokony hatao mangaraharaha ny fitantanana ny CLD
Ny 80 %-n’ny vola azo avy amin’ny CLD ho an’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano dia fantatra fa haompana amin’ny resaka fanabeazana avokoa hahafahana mampihena ny tahan’ireo ankizy tsy tafiditra an-tsekoly.
Hamaky ny tohiny
