• Talata 19 Mey 2020
Politique.Radavidson Andriamparany "Omeo lanja ny famokarana sy fanjifana anatiny"

Raha ohatra hiditra kely amin’ny fanarenana ny toe-karena, dia ny fiverenana amin’ny famokarana sy ny fanjifana anatiny aloha no zava-dehibe,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2020
Politique.Institut Pasteur de Madagascar Horoahin’ny fanjakana Malagasy ?

Mampiavaka ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny hoe hanangana zavatra goavana, ary efa maro ireo noresahina, toy ilay famokarana ethanol any Ambilobe, ny orinasa goavana famokarana simenitra,..

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2020
Politique.Kabarin’ny filoha manaraka Azo sary an-tsaina sahady

Efa hampoizina aloha izany fa mbola hiampy 15 andro indray izao 15 andro lalovantsika ato anaty ahamehana ara-pahasalamana eto Madagasikara izao. Fenitra rahateo ny hoe 90 andro eo no faharetan’izany ao amina firenena iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2020
Politique.Fahasahian’ny filoha Frantsay Ho voatohitry ny filoha Malagasy ve ?

Mifoha indray moa amin’izao fotoana izao ny resaka nosy manodidina an’I Madagasikara. Isan’ny mampametra-panontaniana ny maro etsy an-kilan’izay ny tena fipetraky ny fanjakana Malagasy sy ny Frantsay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2020
Politique.Vondrona parlemantera GPR Mitaky fampidinana ny vidin-tsolika

Midina efa ho roa volana ny vidin-tsolika maneran-tany kenefa ny eto tsy midina, ka takianay amin’ny fanjakana no hijerena faran’izay malaky momba izay, hoy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2020
Politique.Vahoaka Malagasy Heverin'ny filoha fa mandeha amin'ny herin'ny masoandro ve ?

Mitohy ny hamehana sy ny fepetra rehetra mifanaraka amin’izany. Ho henjana ny sazy ho an’izay manao tsirambina, hoy ny Filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT