Politique

Solombavambahoaka Hamoaka fehin-kevitra iombonana


  • Alarobia 10 Jona 2020

Mitohy hatrany ny fihaonana eo amin` ny governemanta sy ny depiote. Fihaonana izay tafiditra ao amin` ny fivoriana ara-potoanan` ny Antenimiera. Ny zoma 12 jona izao kosa no handray ny praiministra Ntsay Chrisitian ny Antenimieram-pirenena.

 

 

 Raha tsiahivina nandritra ny fihaonana voalohany tamin` ny lehiben` ny governemanta dia nifandimbiasan`` ny fandokafana sy fisolelahana ary koa ny tsikera teo amin` ny governemanta sy ireo solombavambahoaka. Niverimberina ny olana sy fangatahana tamin` ny fihaonana ny volana desambra ary efa tokony ho novahana tamin` iznay saingy tsy nisy tohiny. Antenaina mba hisy vokany ity fivoriana ara-potoana ity ka hisy fiantraikany mivantana amin` ny fiainam-bahoaka. Fantatra fa aorian` ny fihaonan` ny governemanta kosa dia hisy fehin-kevitra iombonana ataon` ireo depiote.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT