Politique

Antoko Otrikafo Nahoana no mangina ny governemanta ?


  • Alakamisy 18 Jona 2020

Hiverina hanao fihetsiketsehana manoloana ny masoivohon’i Frantsa rahampitso zoma ny avy eo anivon’ny antoko politika Otrikafo sy ireo mpiara-dia aminy noho ny tsy fahazavan’ny resaka Nosy manodidina.

 

 

 

 

 Araka ny fanambaran’izy ireo tetsy amin’ny foibeny etsy Andravoahangy omaly dia mampametra-panontaniana azy ireo ny fahanginan’ny governemanta ankehitriny manoloana ny toe-draharaha. Fa naninona hoy ny Otrikafo no nangina ny governemanta Malagasy kanefa ny frantsay namoaka didim-pitondrana sy manohy ny fankan-kevitra amin’ny vahoakany ary tsy mihemotra amin’ilay fikasana ny hamadihana ho valan-javaboahary arovana ny Nosy Sambatra na Iles Glorieuse? Manaitra hatrany ny mpitondra Malagasy noho izany izy ireo mba handray ny andraikiny.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT