- Alatsinainy 17 Aogositra 2020
Politique.Vondrona eoropeanina “Mila fanavaozana ny fanaovana fifidianana eto”
Nisy fifampidinihana teo amin’ny fanjakana Malagasy sy ny vondrona eoropeanina namarana iny herinandro teo iny.
Hamaky ny tohinyNisy fifampidinihana teo amin’ny fanjakana Malagasy sy ny vondrona eoropeanina namarana iny herinandro teo iny.
Hamaky ny tohinyMizotra any amin’ny lalan-dratsy ny firenena, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika, Vahoaka miray na Vami, Gaby Vakiniadiana.
Hamaky ny tohinyTsy mahagaga raha tsy tonga mifidy intsony ny olona, hoy i Guy Rivo Randrianarisoa tao amin’ny tambajotran-tseraserany omaly. Tsy mahagaga, hoy izy, raha tsy mihaino na tsy mandray toromarika intsony ny vahoaka. Ny taona 2009 - 2020,
Hamaky ny tohinyNatomboka sahady ny dingana mikasika ny mety ho fifanarahana vaovao eo amin’i Madagasikara sy ny rafitry ny firenena mikambana na ny SNU amin’ny taona 2021 ka hatramin’ny 2023.
Hamaky ny tohinyTsy misy resaka politika mihitsy io, ary marina angamba ny tenin’i Filoha Ravalomanana hoe tsy mahay politika aho,
Hamaky ny tohinyNandinika ny sarin'ny Filoham-pirenena nitsena ireo fitaovana nafarana avy any ivelany entina hitsaboana marary dia lasa ny saiko, hoy ny filohan’ny antoko politika Vitantsika io, Patrick Raharimanana ary tena nalahelo azy aho. Navoaka tao anaty fiaramanidina ny entana,
Hamaky ny tohiny