• Alakamisy 20 Aogositra 2020
Politique.Orinasa AAA Behoririka “Nandoa hetra ara-dalàna izahay”

Aleo hazava fa tsy ny Magro no nakatona fa ny AAA Behoririka, hoy ny mpitantana ny orinasa taorian’ny fanakatonana nataon’ny Fitantanana ankapoben’ny hetra na ny DGI omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aogositra 2020
Politique.Hery Rajaonarimampianina Misy mpankafy any Afrika

Tonga hatrany Bamako, renivohitr’i Mali ka hatrany Abidjan, renivohitr’i Cote d’Ivoire ny fanamiana misy ny sarin’ny filoham-pirenena Malagasy teo aloha Atoa Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aogositra 2020
Politique.Tetikasa Flyover Hitsefotra ohatry ny Tana Masoandro ihany koa ?

Notapahana mandritra ny Filankevitry ny minisitra 24 jona lasa teo fa hatomboka afaka herinandro vitsy ny dingana voalohany amin` ny asa fanamboarana an` ireo FlyOver na teteza-mihantona ambony kihon-dalana miisa roa, dia ny etsy Andohatapenaka/Ampasika, sy ny etsy Anosizato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aogositra 2020
Politique.Pr Radanoara Julien “Misy firenen-dehibe ao ambadiky ny fanonganam-panjakana…”

Nisy fanonganam-panjakana niseho tany Mali izay nanasamborana an` ny filoham-pirenena Ibrahim Boubacar Keita (IBK) sy ny praiminsitra ary ny mpikambana eo anivon` ny governemanta any an-toerana ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aogositra 2020
Politique.Ny krizy tsy voalamina Mbola manam-potoana hiantsiana ady ihany ny fanjakana

Mitana ny sain’ny mpanara-baovao amin’izao fotoana izao ny raharaha fanakatonana ny orinasan’ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana, izay heverina ho misy ambadika ara-politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aogositra 2020
Politique.Serge Zafimahova « Tsy voafehin’ny Filoha ny minisitry ny serasera »

Tsy mahabaiko ny governemanta indrindra fa ny minisitry ny seasera intsony ny Filoham-pirenena matoa io Minisitra io no mahavita manome baiko ny Talem-paritry ny tontolo iainana hitatitra andramena,

Hamaky ny tohiny
FTT