Politique

Fitakiana ny nosy Malagasy Hirodorodo eny Anosikely ny Otrikafo anio


  • Alarobia 09 Septambra 2020

Hanatitra taratasy fangatahana eny anivon’ny antenimierandoholona Anosikely ny antoko politika Otrikafo sy ireo mpiaradia aminy amin’ity anio ity.

 

 

 Izy io, raha ny fanazavana, dia handrisihana ity rafitra etsy Anosikely ity mba hidinika manokana momba ny nosy malagasy etsy amin’ny lapa maitso. Fangatahana ny antenimierandoholona hivory manokana momba ireo nosy malagasy, raha hitsiana no tiana hatongavana, hoy ny fangatahana. Ho hita miandalana eo, araka izany, ny tohin’izao dingana izao, hoy ny fampitam-baovao.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT