• Alakamisy 01 Aprily 2021
Politique.Tetikasa Tanàmasoandro Nafainganina ny fahafahana manao tolo-bidy

Nampafantarina omaly 31 martsa 2021, fa nomen’ny Filankevitry ny minisitra alalana ny fanafainganana ny fotoana ahafahana manao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aprily 2021
Politique.Feno 40 andro ny nisamborana azy Hanao fetin’ny paska any am-ponja izy 12

Feno 40 andro anio ny nisamborana avy eo nampidirana am-ponja ireo olona 12 mpiara-dia

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Martsa 2021
Politique.Fiainam-pirenena Tsiambaratelo maro lasa niaraka amin’ny Amiraly

Lavo ny andrarezina, nodimandry ny marainan’ny alahady 28 martsa 2023 tokony ho tamin’ny 6ora maraina teo amin’ny faha-84 taonany ny Amiraly

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Martsa 2021
Politique.Marc Ravalomanana “Mijanona ho tantaran’ny Firenena ny Filoha Ratsiraka”

« Tonga niondrika am-panajàna manoloana ny nofo mangatsiakan’ny Filoha Didier Ratsiraka ny tenako sy ireo mpiara-dia amiko

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Martsa 2021
Politique.Andry Rajoelina “Tsy nitsahatra nanoro hevitra ahy ny Filoha Ratsiraka”

“Very olomanga ny firenena. Tsy filoha teo aloha fotsiny no mandao, fa ny endrika isehoan’ny fitiavan-tanindrazana sy ny hambopom-pirenena”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Martsa 2021
Politique.Fanjakana Rajoelina Tena hanjakan’ny kiantranoantrano

“Tamin'izao fitondrana izao no tena hita mibaribary ny fanomezana tombontsoa manokana ny mpihavana akaiky na ny "népotisme",

Hamaky ny tohiny
FTT