Politique

Fifidianana filoham-pirenena Nolavin’ny HCC ny fitakian-dry Fanirisoa Ernaivo


  • Talata 06 Jolay 2021

Nivoaka omaly ny fanapahana miisa 4 avy amin’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana mifantoka amin’ny fitakiana napetraky ny kandida ho filoham-pirenena farany teo,

  Faniry Ernaivo, sy ny solontenan’ny olompirenena, Heritiana Gervais Rasoamiaramanana na Zaref. Ny andininy faha 120 ao amin’ny lalampanorenana izay mamaritra fa tsy azo ivalozana ny didim-pitsarana avoakan’ny HCC moa no natao fototra namoahana izay fanapahana izay. Nolavina avokoa, noho izany, ny fangatahana sy fitoriana na “requêtes” napetrak’izy mianadahy ireto. Tsy inona izay fitakiana izay fa ny hanafoanana ny fifidianana filoham-pirenena farany teo sy ny vokatr’izany, raha tsiahivina indray.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT