• Alarobia 16 Jona 2021
Politique.Clémence Raharinirina “Tsy hiray tsikombakomba amin’ny fanitsakitsahana lalàna aho”

Rehefa miteny ny lalàna hoe tsy mahazo manao fivoriana tsy ara-potoana mihoatra ny in-dray mandeha isam-bolana ny filankevitra monisipaly dia izay izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jona 2021
Politique.Fampanantenana tsy mety tapitra an’ny fitondrana Maha te hiteny ratsy, hoy ny mpahay lalàna

Tsy nitsitsy fitenenana amin’ny maha zanaka tatsimo azy tetsy amin’ny fonenany etsy Ankadifotsy omaly ny mpahay lalàna, Willy Razafinjatovo na Maitre Olala,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jona 2021
Politique.Denis Alexandre Lahiniriko “Tsy fanova ny tantara”

Fotoana hijerena todika ny lasa hanomanana ny hoavy ny fankalazana ny fahaleovantena, hoy ny mpahaitantara,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jona 2021
Politique.Maitre Olala “Tsy misy fanjakana eto”

Lasa toy ny fanatanjahantenam-pirenena mihitsy ankehitriny ny fanitsakitsahana lalampanorenana, hoy ny mpahay lalàna,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jona 2021
Politique.Fivoriana tsy ara-potoana “tsy lera” Niara-nitory ny TIM, Komba ary IRK Clémence

Rava maina ny fivorian’ny Filankevitra Monisipaly eo anivon’ny Kaominina Antananarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jona 2021
Politique.Filohan’ny Antenimierandoholona Nanadio torapasika tany Nosy be

Somary nampametra-panontaniana ny maro ihany ny nahita ny sarin’ny filohan’ny antenimierandoholona, Herimananana Razafimahefa,

Hamaky ny tohiny
FTT