• Alatsinainy 12 Jolay 2021
Politique.Naivo Raholdina “Aza miandry esorina ny minisitra tsy mahavita azy”

Nanao tatitra ho an’ny vahoakan’ny boriboritany fahadimy, izay nosoloin’ireo sefo fokontany sy sefo sektora, tetsy amin’ny kianja maitson’Analamahitsy ny sabotsy teo ny depiote voafidy teny an-toerana, Naivo Raholdina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jolay 2021
Politique.Andry Rajoelina Henjana ny tsindry mahazo azy

Tsy misy olobe afaka ny handravona sy handrindra izany, kanefa samy olon’ny fitondrana sy mpanohana ny Filoha ireo amin’ny ankapobeny. Azo heverina ho ady an-tranon’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jolay 2021
Politique.Fangatahana ireo rambon-tany atsimo Tafiditra ao anatiny ireo nosy manodidina

Efa nisy ny fangatahana nataon’I Madagasikara tany amin’ny firenena mikambana mikasika ny tokony hahazoantsika ireo rambon-tany atsimo na “plaque continentale Sud”,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jolay 2021
Politique.Politika eto Madagasikara Lasa bizina fangoronan-karena sisa

Isan’ny olana sy tena mahavoa an’i Madagasikara ny tsy ampy kolotsaina ara-politika. Politika foana ny mitondra kanefa lasa mandrakandrana. Hafa mihitsy ilay hoe olona voataizan'antoko,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jolay 2021
Politique.Governoram-paritra Efa miketriketrika ny 2023 ?

Notanterahina omaly tao Ambohidahy ny fivorian'ny Governoram-paritra rehetra eto Madagasikara izay natrehin'ny Minisitra mpiahy dia ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana Atoa Tianarivelo Razafimahefa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jolay 2021
Politique.Antoko Teza “Tsy ahita vahaolana io fitondrana io”

Maina izao ny faritra atsimo vokatry ny toetr’andro eto amintsika, hoy ny filohan’ny antoko politika Teza, Jean Louis Rakotoamboa.

Hamaky ny tohiny
FTT