- Alakamisy 08 Jolay 2021
Politique.Hetsika goavana tany Toliara Nampiseho ny heriny i Siteny
Lanonambe goavana no nandraisana an’i Siteny Randrianasoloniaiko tao Toliara omaly, taorian’ny fahalaniany ho Filohan’ny UAJ (Union Africaine de Judo) sady Filoha lefitra ny Federasionina iraisam-pirenena amin’io taranja io.
Hamaky ny tohiny
