Politique

Raharaha Clémence Raharinirina Amin’ny 17 aogositra ny didim-pitsarana


  • Alarobia 11 Aogositra 2021

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa vita soamantsara ny fitsarana ahy androany, hoy ny mpanolontsain’ny tananan’Antananarivo, Clémence Raharinirina, omaly.

 Amin'ny 17 aogositra ny didim-pitsarana, hoy izy. Isaorako mitafotafo Ianareo rehetra manohana sy nanotrona. Ao anatin'izany ireo taxi marobe sy ny mpanolotsaina TIM. Ny vavaka tokoa manova zavatra ary ny firaisankina no zava-dehibe indrindra. Za dia manamafy fa tsy nanakorontana na nampirisika mpivarotra hikorontana izany ny 22 jolay ary nanantitrantitra izany ireo nijoro vavolombelona. Isaorako be dia be i Maitre Olala sy Maitre Henintsoa ary mahazo matoky izy ireo fa fitaratra ho an'ny zanako vavy izay nanotrona ahy androany izy ireo. Manana olo-mendrika ary olomanga tokoa i Madagasikara. Ny fisaorana no mba azoko atao fa tsy ho voavaliko re tompoko ny fitiavanareo. Misaotra, misaotra, misaotra, hoy hatrany i Clémence Raharinirina.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT