• Alarobia 15 Septambra 2021
Politique.Naina Andriantsitohaina “Ho an’ny sosialy ny ampahany betsaka amin’ilay 80 miliara Ar ”

Naneho hevitra momba ny fitantanana an’Antananarivo ny ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina omaly taorian’ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa ara-kolontsaina teo amin’ny CUA sy ny Fondation Hy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2021
Politique.Fanamaivana ny mety hisiana fanonganana Mitarika any amin’ny Fanjakan’i Baroa

Lasa mitarika ny Fanjakana Rajoelina tsy hanan-tahotra sy vao mainka mampanaonao foana azy ireo ny fiheverana, fa tsy hisy ny fanonganam-panjakana hiseho satria efa fay sy nahazo lesona tamin’ny 2009

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Septambra 2021
Politique.Minisitra Lalatiana mivady Tsy hametra-pialana fa miandry hotrongisina

Raharaha nitana ny sain’ny maro tao anatin’ny herinandro eo izao ny mahakasika ny minisitry ny serasera Lalatiana Rakotondrazafy sy ny vadiny Andry Andratongarivo ary ny mpanakanto iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Septambra 2021
Politique.Berija sy Rolly Mercia Mifoha ny fitakiana famoahana azy ireo

Manomboka mifoha amin’izao fotoana izao ny fitakiana ny famoahana ireo olona nogadrain’ny Fitondrana tamin’ny raharaha politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Septambra 2021
Politique.Dia tany Avaratra Nanao vava be indray ny Filoha

Nandritra ny fitokanana ny làlana Antsiranana-Ramena mirefy 19 km eo ny sabotsy 11 septambra teo no nilazan’ny Filoha Ankehitriny Andry Rajoelina fa mihazakazaka ny fampandrosoana, niova tanteraka i Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Septambra 2021
Politique.Fitondrana manafintohin'olona Fihetsiketsehana 1 kaontenera , asa vita 1 kapoaka

Ity Fitondrana ity no “Scandales” sy nanao toe-javatra nanafintohina olona betsaka indrindra tao anatin’ny 60 taona,

Hamaky ny tohiny
FTT