• Alakamisy 03 Febroary 2022
Politique.Fihetsiketsehana etsy sy eroa Efa miomana amin’ny fifidianana ny AREMA ?

Nitohy ny sabotsy sy ny alahady lasa teo ny asa tanamaro izay nataon’ireo tanora Arema eny ambany tanàna. Ny teny amin’ny boriboritany fahadimy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Politique.Ralison Roger « Hiafara amin’ny hetsi-bahoaka izao zava-misy izao »

Nilaza ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana Atoa Ralison Roger , mpahay toekarena ary Loholona teo aloha. Ahiana hanafaingana ny fihetsehan’ny vahoaka ny zava-misy amin’izao fotoana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Politique.Mahery Lanto Manandafy “Tsy izao fandrirarirana izao no hahafay ahy”

Fanamavoana ny rafitry ny zandarimariam-pirenena sy fitarihana ny olona hankahala azy tamin’ny alalan’ny fanehoan-kevitra navoaka tao amin’ny facebbook no antony nitorian’ny zandarimariam-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Politique.Toe-draharaha politika miha mamay Nahetsika hiaro ny fitondrana i Rossy

Omaly, nanadritra ny fizarana fanampiana ho an’ ireo mponina avy amin’ny fokontany miisa 33 ao amin’ny boriboritany faha 4 manoloana ny tranga nateraky ny toetr’andro farany teo sy ho fiomanana sahady manoloana ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Politique.Gérard Ramamimampionona « Tsy fanaovana politika ny fanakorontanana »

Tsy fanaovana politika ny fanakorontanana hoy Gérard Ramamimampionona, tompon’andraikitra eo anivon’ny CFM na ny filankevitry ny Fampihavanana Malagasy raha naneho ny heviny mikasika ny zava-misy eto amin’ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Politique.Don-tandroka sy fanenjehana Vao miha manaratsy endrika ny fitondrana

Tsy eto Madagasikara irery ihany no maharaka ny vaovao mitranga eto fa manerantany.Nahoraka tany ivelany ny momba ny raharaha Mahery Lanto Manandafy (MLM)

Hamaky ny tohiny
FTT