- Alakamisy 17 Febroary 2022
Politique.Fetison Andrianirina “Manao izay tsy itiavana azy ny Fitondrana”
“Manao izay tsy itiavana azy mihitsy kosa izao fitondrana izao, raha ny fahitana azy. Aiza ve koa efa mpivady no mitantana ny CENI sy Ministeran'ny Asam-panjakana no mbola homena azy ireo koa ny Fitsarana?
Hamaky ny tohiny
