• Alakamisy 24 Febroary 2022
Politique.Laza Razafiarison “Andao isika hanomana ny hitondrana ny firenena”

Miha sahirana ihany ny firenentsika, hoy ny mpanao politika, Laza Razafiarison. Tsy haiko, hoy izy, raha mbola misy afaka milaza fa tsy sahirana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Febroary 2022
Politique.Fanovana governemanta Tsy sahy manala an’i Ntsay i Rajoelina

Nisy ny loharanom-baovao azo fa anio alarobia 23 janoary ny fikitihana na fanovana governemanta, raha tsy misy ny fiovana amin’ny ora farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Febroary 2022
Politique.Auguste Paraina “Misy farany ny zava-drehetra”

Izao zavatra nahazo ny depiote, Andry Ratsivahiny, izao dia tokony ho anatra ho an'ireo olom-boafidy sy olom-boatendry manao fanararaotam-pahefana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Febroary 2022
Politique.Paul Rabary “Ny mpitondra indray no mitondra ny olany eo amin’ny vahoaka”

Hitantsika izao, hoy ny mpahaifiarahamonina politika, Paul Rabary, fa tsy misy andro na volana 1 isehoan-javatra amin’ny tambazotran-tserasera izay manahirana ny fijery azy raha fitondram-panjakana mijoro,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Febroary 2022
Politique.Yan Wilfried Ramananirina Miantso fifanatrehana amin’i Fidèle Razara Pierre

Raha vao miresaka vatsy tsinjo, tosika fameno, vola noho ny antony fitsimbinana ara-pamokarana sy ny hafa rehetra dia tafiditra ao anatin’ny atao hoe FSS na “filet sociaux de sécurité” izay,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Febroary 2022
Politique.Fidirana anaty governemanta Tsy te hanimba tena ireo manam-pahaizana

Manana olona tena mahavita azy ve ny antoko sy vondron’antokon’ny fitondrana? Ho avy indray mantsy ny mety ho fikitihana na fanovana governemanta.

Hamaky ny tohiny
FTT