• Zoma 24 Jona 2022
Politique.Noho ny kitsapatsapa Mihazakazaka mihemotra i Madagasikara

Tsy mbola latsaka an-davaka lalina tahaka izao ny firenena Malagasy hatramin’ny nahazoana fahaleovantena. Mahantra amin’ny lafiny rehetra ny Malagasy izay efa ny 81% no voasokajy ho ao anatin’ny fahantrana farahidiny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jona 2022
Politique.Ninie Donia Manao 26 jona any am-ponja

Notsaraina omaly alakamisy 23 jona 2022 i Ninie Donia mpitarika ny Vovonan’ny mpanohitra RMDM any Nosy Be, kandida depiote TIM tamin’ny fifidianana, filohan’ny Fikambanana Zafiny Fotsy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jona 2022
Politique.Voasoketa ho nanimba CEG manara-penitra Takian’ny vahoaka ny famoahana ireo mpampianatra 2

Nijoro sy naneho firaisankiana mitaky ny famoahana ireo mpampianatry ny CEG roalahy tao Ambidiampana Bealanana ny fokonolona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Jona 2022
Politique.Trosa be miavosa Mandoa 600 000 Ar isam-batan'olona ny Malagasy…

Tsy arakaraka ny vava be nataon’Atoa Andry Rajoelina tamin’ny propagandy fa tsy handroso isika na amin’ny 2030, 2050, 2060,…

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Jona 2022
Politique.Antoko politika Otrikafo “Andao terena hampiasa an’I Tsimiroro ny mpitondra”

Andao terena hampiasa an’I Tsimiroro ny mpitondra, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Otrikafo, tetsy amin’ny biraon’izy ireo etsy Andravoahangy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Jona 2022
Politique.Eliana Bezaza “Nidina be ny fahaleovantena ara-toekarentsika”

Tahaka ny tovolahy iray feno 18 taona anaty tokantrano iray ny resaka fahaleovantena eto Madagasikara, hoy ny sekretera nasionalin’ny antoko politika PSD, Eliana Bezaza.

Hamaky ny tohiny
FTT