- Talata 28 Jona 2022
Politique.Depiote Doda Andriamiasasoa “Nisy nahitsinay ny tetibolam-panjakana kanefa…”
Naneho hevitra mikasika ny fahalanian’ny tetibolam-panjakana nasiam-panintsana (PLFR 2022) izay lany tsy nasiam-panovana teo anivon’ny antenimieram-pirenena ny Filohan’ny Vaomieran’ny vola eo anivon’io andrim-panjakana io
Hamaky ny tohiny
