- Talata 05 Jolay 2022
Politique.Ben’ny tanànan’Ambohibao Antehiroka Mampandroso kokoa ny asa ny fanana ilay « immunité »
Vaovao mbola mitana ny sain’ny mpanara-baovao hatrany hatreto ny mikasika ilay fanapahan-kevitra noraisin’ny
Hamaky ny tohinyVaovao mbola mitana ny sain’ny mpanara-baovao hatrany hatreto ny mikasika ilay fanapahan-kevitra noraisin’ny
Hamaky ny tohinyMino sy vonona ary tena hijoro hanavotra ny Firenena haka fahefana, io no baikom-pitolomana nomen’i Marc Ravalomanana ho an’ny mpikatroka TIM sy ny vahoaka nandritra ny fanombohana ny fankalazana ny faha-20
Hamaky ny tohinyNakamban’ny fanoherana ny Fitondrana Rajoelina ny TIM sy ny HVM, ary samy maneho fa tena ilaina mijoro hanavotana ny firenena.
Hamaky ny tohinyMisy isaky ny faritany, faritra, distrika, kaominina, hatrany amin’ny fokontany, ary sahinay ny miteny fa mbola misy daholo ireo rafitra ireo manerana an’i Madagasikara,
Hamaky ny tohinyToerana masina ho an’ny Antoko TIM ny Kianjan’ny Magro Behoririka izay nomena ny anarana hoe: “Kianjan’ny finoana”, hoy i Dr Ignace Randriamamizafy mpikatroka ao anatin’io antoko io, mpikamban’ny Kongresin’ny tetezamita teo aloha.
Hamaky ny tohinyIsan’ireo nanamarika ny Antoko TIM, niara-nanangana io antoko io niaraka tamin’i Marc Ravalomanana tany amin’ny 20 taona lasa Atoa Raharinaivo Andrianatoandro.
Hamaky ny tohiny