Politique

Hary Razafindrazaka “Iza no hiaraka aminay ?”


  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022

Sarotra ny hijery fotsiny ity firenena miaina ao anatin’ny fampanantenana rivotra ity, hoy ny filoha lefitry ny antoko

politika Leader Fanilo teo aloha, Hary Razafindrazaka. Fotoana izao hitsanganana hanorina fiarahamonina mirindra, hoy izy. Tsy vitan’ny ny fimenomenonana ny fitiavana ny mpiara-belona. Tsy maintsy mijoro mandroso tetika matipaika ampandrosoana ity firenena latsaka any anaty lavaka ity. Iza ary no iaraka aminay, hoy hatrany ny tenany ?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT