Politique

Paraina Auguste “Hiteraka krizy ny bontolo”


  • Alakamisy 08 Septambra 2022

Hisy korontana io fifidianana io raha mbola miziriziry amin'ny heviny ny mpitondra, hoy ny mpanao politika,Paraina Auguste.

Mitady hamitapitaka ny vondrona eoropeanina ny fanjakana, hoy izy. Tsy tokony hanao vava be anefa satria mbola miankin-doha amin'ny vondrona iraisampirenena hatramin'izao. Miziriziry amin'ny heviny ary mitady hikarakara fifidianana samirery kanefa hita ihany fa misy ambadika sy kajy tsy hisian'ny mpanara-maso avy any ivelany no tanjona. Tsy hisy hankatoa izay valiny eo ny iraisampirenena ary hiteraka krizy eto Madagasikara indray ny bontolo tadiavin'izy ireo ho atao, hoy hatrany ity tomponandraikitra teto amin’ny firenena teo aloha ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT