Politique

Raharaham-pirenena “Maha very fanahy mbola velona”


  • Alakamisy 22 Septambra 2022

Very fananana ny vahoaka, hoy ny manam-pahaizana momba ny lalàna sy politika, Amiral Van Alexandre. Azo mosary ny firenena, hoy izy.

Tsy mandry fahalemana ny tany. Inona moa ny zavatra tsy miseho sy mitranga amin'izao fotoana izao? Ny solika misy manapoka. Ny vono olona manerana ny tanàna. Ny lozam-pifamoivoizana mameno ny lalana. Ny harem-pirenena toy volamena hita etsy sy eroa. Ny fananan'ny hafa misy mibodo tsotra izao fotsiny. Ny valin'izany rehetra izany anefa dia ny hoe mbola mitohy ny fanadihadihana. Maha very fanahy mbola velona, hoy hatrany ny tenany, ny raharaham-pirenena eto amintsika.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT