Politique

Tontolo politika tsy milamina Ambony be ny risika hisiana krizy vita fifidianana


  • Talata 04 Oktobra 2022

Isan’ny tsy misy mahavaha ny krizim-pifampitokisana na “crise de confiance” amin’ireo mpikarakara fifidianana ankoatran’ny fikaonan-dohampirenena, hoy ny antoko politika Otrikafo.

Manana ny heviny momba izany ny Otrikafo, hoy ny sekretera jeneraliny, Elia Rabevahiny. Io fikaonandoham-pirenena io no sehatra tsara sokafana hiadian-kevitra momba izany. Ambony be ny risika hisiana krizy aorian’ny fifidianana raha izao ambiansy mialoha fifidianana izao no entina any amin’ny taona 2023. Ary izay foana no saika zava-nitranga tamin’ireo fifidianana tany aloha, hoy hatrany ny Otrikafo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT