Politique

Mahery Lanto Manandafy Tsy haka mpisolovava, tsy hangataka LP…


  • Alatsinainy 03 Oktobra 2022

Nampita hafatra ho an’ireo mpanohana azy rehetra i Mahery Lanto Manandafy taorian’ny nanadobohana vonjimaika azy am-ponja, hoy ny namany, Jah Rakotondratsimba.

Araka ny nambarany dia nilaza i Malama fa tsy hanao fitsipahana didy na “opposition” iny fanadobohana am-ponja vonjimaika na MD iny. Izaho, hoy Malama tsy hangataka LP na fahafahana vonjimaika. Izaho tsy haka mpisolovava satria tsy nanao ratsy fa niady tamin’ny mafia no nataoko. Ny datin’ny fakana am-bavany na “audience” mbola tsy fantatra. Milamina tsara aho ato Antanimora ary milamina ny saiko. Ato Antanimora mitovy ny ety ivelany ihany saingy ato milamina kokoa. Tsy mitambitamby aminareo aho. Atambaro amiko daholo ny sazin’izay tianareo ho samborina rehetra, hoy hatrany i Malama na Mahery Lanto Manandafy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT