• Alatsinainy 12 Septambra 2022
Politique.Fampandrosoana firenena Tsy vitan’ny kisehoseho fa mila fanabeazana matotra

Tsy misy maharatsy mihitsy ny fanorenana sekoly sy fotodrafitrasana, ary efa hatrany amin’ny repoblika faharoa no nanana tanjona hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2022
Politique.Marefo sy ho rendrika ny Fitondrana Miantso fikaonandoham-pirenena ny MMM

Miova tsikelikely ny sary politika mialohan’ny fifidianana. Nanambara ny Antoko MMM (Malagasy Miara-Miainga) tarihin’Atoa Hajo Andrianainarivelo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2022
Politique.Namaly an-dRajoelina i Rakotovao “Ianareo no tena tompondakan’ny lainga…”

Namaly ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina teo anatrehan’ny filazany fa "mpamitaka sy mpandainga izay mametraka vatofototra nefa tsy manatanteraka akory" ny Mpandrindra Nasionalin’ny Antoko HVM Atoa Rivo Rakotovao omaly. “Betsaka ireo velirano, toky sy fampanantenana nataonareo, toa lasa fitaka sy lainga marivo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2022
Politique.Hary Razafindrazaka “Fahaiza-mitantana ve ny fandaniana vola be ?”

Tsara ny lalana vita, hoy ny filoha lefitry ny antoko politika, Leader Fanilo teo aloha, Hary Razafindrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2022
Politique.RMDM Diaspora "Miala Rajoelina, tsy mahay,..."

Nanao hetsika ireo RMDM Diaspora ny sabotsy teo. "Miara ory amin'ny vahoakan'Ikongo, Rajoelina incompétent, Miala Rajoelina, Rinah R.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2022
Politique.Esoeson-tenin’ny Filoha tany Ambilobe Namaly bontana ny HVM France

“Nisy ny nampanantena, nisy ny nilaza fa hanao raha kay tsy nahavita, nisy ny nametraka vato fehizoro hay fitaka, ny filohanareo tsy mamitaka,

Hamaky ny tohiny
FTT