Politique

Eliace Ralaiarimanana “Mampalahelo ilay fitiavan-tena”


  • Alakamisy 13 Oktobra 2022

Mihamafy dia mihamafy ny fiainana eto Madagasikara, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.

Miaina ao anatin'ny krizy hatrany ny vahoaka malagasy satria ireo mpitondra sy ireo akaiky azy ihany no voky sy mitovana, hoy izy. Ireo mpitondra nifandimby kosa mifanilika amin'ny fahantrana mianjady amin’ny firenena. Samy manadio tena eo anatrehan’ny vahoaka avokoa fa samy milaza tsy tomponandraikitra amin'ny fahavoazana lalina mahazo ny firenena. Mieritreritra ho madio tsy misy pentina avy rehefa tsy eo amin'ny fitondrana. Hatramin'izay sy hatramin'izao anefa dia fitaka sy lainga hatrany no hany mba sakafo tsinain’ny vahoaka malagasy. Ny tsy fahombiazan’ny hafa zary araraotin’ny sasany. Mampalahelo ilay fitiavan-tena, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT