Politique

Rodoben’ny mpanohitra “Tsy mbola mivaky izahay matoa…”


  • Alakamisy 13 Oktobra 2022

Antoko politika miisa 21 no nanorina ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM, hoy ny talen’ny seraserany, Gaby Vakiniadiana. Isany ny antoko Tiako I Madagasikara na TIM,

hoy izy. Manana ny heviny manokana ny TIM ary afaka miteny amin’ny anarany rehefa misy ilany izany. Ny filohan’ny RMDM dia ny filoha Marc Ravalomanana. Tsy mbola mivaky hatramin’izao ny RMDM matoa izahay mbola manana foibe ao amin’ny toerana misy ny biraon’ny TIM ary manana foibe ao amin’ny toerana misy ny biraon’ny antoko politika Hery vaovao ho an’i Madagasikara na HVM koa. Ny tanjonay dia tsotra dia hoe tokony handeha amin’ny mangarahara sy tena izy izany fifidianana izany vao alefa fa tsy lalampanorenana efa voahitsakitsaka ery sy lalam-pifidianana efa tsy hita intsony izay hanaovana azy no mbola taritarihina ihany, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT