- Zoma 21 Oktobra 2022
Politique.Loholona Rakotondrainibe Michel « Andraikitray ny fiahiana vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana »
Nanao tatitra tamin’ireo mpifidy vaventy teny amin’ny distrikan’Avaradrano omaly ny loholona voafidy ho an’ny faritanin’Antananarivo tamin’ny anaran’ny antoko politika Malagasy miara-miainga na MMM, Rakotondrainibe Michel.
Hamaky ny tohiny
